| Ny hadalana vitantsik’ireny angamba tsisy anampiana
| Глупость этих вещей, вероятно, остается незамеченной
|
| Efa betsaka tsy ho lazaiko anao, nanjary nahalalana anao
| Я так много тебе не скажу, я узнал тебя
|
| Ka raha hoe tsy de mikenona ho anao
| Так что, если это не работает для вас
|
| Zaho tsy mahay miteny, tsy mahay zao sy zao
| Я не могу говорить, я не могу говорить
|
| Kely izay vita natao, efa mba natolotro anao
| Мало что сделано, я уже дал тебе
|
| Miangavy, diso aho raha mba manontany
| Пожалуйста, я неправильно спрашиваю
|
| Misaina tsy latsaka ambany
| Думай не меньше
|
| Nahoana raha ovana fitia?
| Почему бы не изменить свою любовь?
|
| Tsy tana intsony fa ho lazaiko androany
| Я больше не могу сдерживаться, но я скажу тебе сегодня
|
| Tsy mitombina fa lasa mankany
| нет смысла туда лезть
|
| Manaloka misoko mangina
| Затенение тихо
|
| Asa ngamba izany ve no atao hoe tia?
| Это и есть любовь?
|
| Ref: Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso
| Ссылка: Я поправлю, если я ошибаюсь, я предвосхищу будущее, завтра
|
| Zay nantenaiko indray mi-pimaso, ilay tsikinao
| Зай, я надеюсь снова увидеть твою улыбку
|
| Raha namisavisa, ny tontolo rehetra hiova paradisa
| В каком-то смысле весь мир превратится в рай
|
| Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin’ny ankaso
| Не дай превратиться в слезы, переполненные слезами
|
| Ny ahy rehefa tia!
| Моя, когда ты любишь!
|
| Enw le natokisako hatrizay tsy mba namadika
| Enw le я всегда доверял никогда не предавал
|
| Raha ny faniriako anie enw ho lasa vadiko
| Если мое желание быть моей женой
|
| Tiako tsika hiaraka fa tsy namana fotsiny
| Я хочу, чтобы мы были вместе, а не просто друзьями
|
| Na ny ranomanitrao ary haiko hatramin’ny fofony
| Или твои духи, и я знаю запах
|
| Aza lavin’aho f’henoy aloha zay ato am-poko
| Не откажи мне, послушай, что в моем сердце
|
| Enw rahateo koa efa haiko fa tsy manan-tompo
| Enw ведь я уже знаю, что у меня нет хозяина
|
| Ka miangavy aho aza lavina le fangatahana
| Поэтому, пожалуйста, не отклоняйте запрос
|
| Aza avelanao ho nofy le fahasambarana
| Не позволяй счастью быть сном
|
| Tsy haiko ze ao an-tsainao fa nena lu ny saiko tsy mety mitombina
| Я не знаю, думаешь ли ты, что мой разум такой иррациональный
|
| Fitivana nomenao ahy hatram’zay, toa fitia sombitsombiny
| Любовь, которую ты всегда дарил мне, кажется немного любовью
|
| Ka lazao ze tena marina, ny ao am-ponao no tiako fantarina
| Так скажи мне правду, я хочу знать, что у тебя на сердце
|
| Hoe tena izy ve sa sangisangy na mpiakama lay teninao le mody mi charme
| Будь то правда или шутка или твой друг le mody mi charme
|
| Fa zah lu de babo, iriko isika mba en couple
| Но за лю де бабо, я хочу, чтобы мы были парой
|
| Hatram’zay nahalalako anao zay, zah tratran’ny coup de foudre
| С тех пор, как я встретил тебя, меня поразила молния
|
| Ka valio fa mba miandry, ny aty tena tia ka miangavy
| Так что ответьте пожалуйста подождите, печень очень любит так что пожалуйста
|
| Hoe avadika fitia reo sangisangy, satria miankiana aminao ny ahy ny o avy
| Что шутки превращаются в любовь, потому что моя зависит от тебя
|
| Ref: Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso
| Ссылка: Я поправлю, если я ошибаюсь, я предвосхищу будущее, завтра
|
| Zay nantenaiko indray mi-pimaso, ilay tsikinao
| Зай, я надеюсь снова увидеть твою улыбку
|
| Raha namisavisa, ny tontolo rehetra hiova paradisa
| В каком-то смысле весь мир превратится в рай
|
| Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin’ny ankaso
| Не дай превратиться в слезы, переполненные слезами
|
| Ny ahy rehefa tia!
| Моя, когда ты любишь!
|
| Any aminao any lay fitiavana misy ny fiainana norme
| В тебе есть палатка любви с нормальной жизнью
|
| Henoy zany foko midoboka sady mitapy aminao no mi pôrna
| Послушай, как бьется мое сердце и смотрю на тебя и мое порно.
|
| Ny tavan ‘indry vô tazanina ôtran'ny anjely le mampanonofy
| Лицо ангела во сне
|
| Ny feon’indry @ alina tô tsy mijanona mandrotsirotsy
| Звук ночи никогда не перестает звенеть
|
| De lazaiko am ndry androany; | Я говорю вам сегодня; |
| lasa henjana be ny fiovàny
| его трансформация стала очень резкой
|
| Enw tô nandray ahy ho akama, nefa le fisainako tô tsy @ zany
| Enw tô принял меня как друга, но le мысли tô не @ zany
|
| Efa bobon ‘indry zao ny foko, ka ialako tsiny raha hoe hadisoako
| Мое сердце колотится, поэтому я извиняюсь, если я сделал ошибку
|
| Lay fitia tsy mitsaha-mitombo, madio tsy mitapoka, tsy misy loko
| Шатер вечно растущей любви, лаконичный, бесцветный
|
| Ref: Hitsio aho raha diso, hitsinjovako ny ho avy, ny ampitso
| Ссылка: Я поправлю, если я ошибаюсь, я предвосхищу будущее, завтра
|
| Zay nantenaiko indray mi-pimaso, ilay tsikinao
| Зай, я надеюсь снова увидеть твою улыбку
|
| Raha namisavisa, ny tontolo rehetra hiova paradisa
| В каком-то смысле весь мир превратится в рай
|
| Aza avelanao hiova ho ranomaso, ho resin’ny ankaso
| Не дай превратиться в слезы, переполненные слезами
|
| Ny ahy rehefa tia! | Моя, когда ты любишь! |
| ----
| ----
|
| Ny ahy rehefa tia!----
| Моя, когда ты любишь!----
|
| Ny ahy rehefa tia!---- | Моя, когда ты любишь!---- |